|
|
|
|

Teny iditra1 vavy antitra
Singan-teny  2vavy, 3antitra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5jereo vaviantitra. [0]
Ohatra  6 Mahita vavy antitra mitanjaka: nenina, henatra, fahavalo [1.381]
7 Mihahohaho olona ilay toerana, lahy sy vavy antitra sy tanora, hatramin' ny ankizy madinika [2.472#199]
Tsipelina hafa  8vaviantitra

Fivaditsoratra  9 vaviantitra, 10 vavy antitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11